Politique de confidentialité — Projet à valider
Angon-drakitra angonina
Compte: anarana, email, mot de passe voatahiry amin'ny endrika hash, rôles, historique de connexion. Annonces: titre, description, contact. Messagerie: hafatra sy historique. Réservations: daty, fréquence, référence de paiement rehefa alefan'ny membre.
Fampiasana
Ny angon-drakitra dia ampiasaina hanomezana ny service, hanamarinana annonces sy paiements, hifandraisana amin'ny membres ary hiarovana ny plateforme.
Fidirana amin'ny angon-drakitra
Ny Admin nahazo alalana ihany no mahazo miditra amin'ny données ilaina amin'ny asany. Tsy tokony hampidirina PIN Mobile Money na mot de passe amin'ny messagerie.
Fitahirizana sy fangatahana
Tehirizina ao amin'ny Cloudflare D1/R2 ny angon-drakitra, araka ny configuration ampiasaina. Raha mila fanazavana, fanitsiana na fangatahana famafana angona dia manorata amin'ny [email protected].
Mila faritana alohan'ny Production ny fe-potoana fitahirizana, ny fomba famafana, ny fifanarahana amin'ny mpanome service ary ny lalàna mihatra.
